<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><author>Glory</author>
<hymn_number>777</hymn_number>
<title>He, zaza marobe tokoa FFPM777</title>
<lyrics>[V1]
 He ! zaza maro be tokoa
 Arý an-danitra,
 Mifaly amin'i Jeso,
 Finaritra avokoa :
 He ! mihoby mafy izy,
 Ka miderà an'i Jeso !

[V2]
 Moa nentin'iza izy ireo
 Ho ao an-danitra ao
 No miramirana endrika
 Sy faly toy izao ?
 He ! mihoby ..sns.

[V3]
 Jesosy Tompo no nandao
 Ny lapa fahizay,
 Ka nahatonga azy ireo
 Ho aminy arý :
 He ! mihoby ..sns.

[V4]
 Ny lambany novàny soa,
 Dia lamba tena vao,
 Ny fony nosasany koa,
 Ka faly izy izao :
 He ! mihoby ..sns.</lyrics>
</song>